Tsy ho Ahy (Vetso mena)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
_ nandao ianao tsy niteny
Niala ianao tsy niery
Fa lasa ka nandao
Nefa izaho tsy ho vitanao

_ nisaraka eto indray
Tsika lay nifampiray
Nifandao ilay dia
Na dia mbola tia

_veloma ratovovavy
Mbola hisy ny ho avy
Hanolo indray ny toeranao
Lay toerana nindraminao
--------
Rohy:
547 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115