You are here: home > Vetso

Voageza - Vetso mena

Azo vakiana?

Voagejan'ny lasa ny fiainako
Ka tsy hahita ny ho aviko hamiratra
Nefa izany tsy tiako hihitatra
Hany ranomaso no sisa fitarainako.

Voagejan'alahelo ny saiko, ny fanahiko
Ka tsy mahita akory ny fahasambarana
Hany ka fo maratra no hany mba hananana
Toa sakana ho ahy, noho ireo safidiko.