Tsy hifoha intsony - Zay LAFATRA
Azo vakiana?
Mety nisy jaly nandratra ity foko ny androko omaly,
fa ny androany sy ny mbola hoavy mety tsy hanalavitra azy.
Ny fiononan-tsaiko izany tsy maharitra ora maro fa minitra vitsy,
izany mamy izany angamba dia nofinofy mbola tsisy.
Eee!Toa diaviko sahady ilay lalana malama mpandavo tsy hapifoha intsony,
ka hisosa moramora ao ankibon-drabe tsy miteny ilay nofo ka mandry sy mitony.
Ny vero lolohaviko no sisa hamantarana fa ao aho no matory,
ka tsy hifoha intsony intsony...!
Sokajy :
Alahelo
Mombamomba
Mpanoratra : Zay LAFATRA

Nampiditra : nagaoka
Daty : 26/12/2019
Mpamangy : 479
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
VONINKAZOFITIA
FO MIARA-MIOFO
NANAMBADY I RINDRA
LAZAO RAHA TSY TIA
NIZAKA RATRA
Fo hafakely
Tia anefa tsy voajery
HOPITALIM-PITIAVANA
Tanimena midorehitra