MISY HASINY VE?? (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ry tina,tsaroanao ve isika roa
lay mpifankatia tena ts nifakafoa
na andro na alina miaraka hantrany
na ory na faly mifankatia ihany

tadidinao avokoa ve ireny fiarahana
fisakaizana malalaka ts nisy nisakana
firaisam-po ombam-pifaliana
ts nahenoantsika na izay tena nanahirana

ts tsapanao ve ireny lasa fahiny
izay idododoany fitiavana ankehitriny
sa odiantsiheno ireo bitsiky ny fo anaty
manitona ny saina mandraiky hapanavy??

ts misy hasiny ve ny lasa rehetra??
raha ts tadidinao avokoa ireny fepetra
izay nifanaovana fony fahiny
raha ianao teto anilako mbola virijiny

BerthiN AinA(aina be fitiavana)
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
852 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 16/12/2016 15:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146