MISY RAHA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy hery hafahafa anaty
Manosika ahy tsy hihafy
Manao zay hidirako lalina
Manery ahy tsy ho malina

Misy feo mibitsika mangina
Manolotra olona ho vadiana
Mandidy ahy hanomboka hitia
Manakana ny foko tsy hitadia

Misy fanahy ts fantampiavy
Mamporisika ahy amin'azy
Manoro lalana hafahafa
Mandresy lahitra ahy tsy hisalasala

Misy endrika hafakely
Mamiratra toa anjely
Miseho manodidina ahy
Miendrika vevavy sy lelahy
Maniraka ahy hitia olo-tsifantatra.....???

berthin aina
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1111 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 02/05/2017 03:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0158