FAFANA SY HADINO (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eny(..)Ekoko fa mafy izany
Dia ilay hoe,olotianao lasany any
Mangidy amboniny mangidy tokoa
Nefa angamba raha nisy dia mety hahasoa

Tsy hoe manambany fahoriana akory
Fa io voanjobory mipitsika anjoro
Maka toerana eny ivelany eny fotsiny
Miandry zay tena ho anjara tompony

Ny lasa,,lasa ihany tsisy fanantenana
Ny anao koa ts dia filaza fa fanamperana
Koa ny tsara hoavy retsy no banjino
Fa izy fahiny ataovy fafana sy hadino

berthin aina
--------
Rohy:
1068 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 02/05/2017 03:53
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0646