NITSOTRA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
nitsotra ny marina ny fony
fa ianao nilaza fa ts mila azy intsony
nanao zay hoafany nandresy lahatra izy
fa ny asanao angamba tena efa didy

nampahery tena no farahainy
na efa saika nikasa hanary ny ainy
noho ny fitiavany anao avy izany
niankohofany hatreny an_tany

izao ianao mila vaniny any aminy
moa va tsy ilay fitiavanao no nindraminy?
nindraminy ny fitiavanao taminy izany
nefa teny maharary no hazony avy any!

ankehitriny naninona ianao no niova?
sa mihevitra ny hiditra ho mpandova?
eny,ny lalana aza malalaka tsara!
fa ny fony aminao efa nikatona ry adala!

ny tany no ho fady,dia lay vavam_bahoaka!
ny amininao aza nafoiny na dia nisy fitiavana te-hitroatra!
ny marary moa andrianina!
ny fitiavana efa mihasitra dia aza korotanina

berthin aina
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1189 1
Mpakafy: mamiratra4
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 30/07/2017 10:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015