SENTO sy TOMANY (BerthiN AinA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
miasaotra anao nandà ny fitiavakofa tsy haheno izany intsony ianao hivoaka eo ivavako
tsy varotr'Alika ny fitiavana mantsy ka hifanerena
sady zahay rahateo koa mahantra tsy dia manakarena
no osaosa eo aminy maha olona
fa manampitiavana tena vonona
hoentiko mody ny fok tia
fa na ts anio aza mbola hisy hitadia
ary ho tsara fiafarana any aoriana
fa hanana fahasambarana amin'olon-tiana
sy hiadana aminy hatsarany
ho lavitr ny sento sy tomany
berthin aina
--------
Rohy:
Mpakafy:
fabiolaaldjamila - berthinaina