ANTSO HOAN'NENY (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
antso hoan'Neny!'
Na efa any ts tazako aza
Dia lay fitiavanao ry Neny ts voafafa,
Koa miantso anao aho anio
Mba hiara-hankalaza amiko ny fetinao na fotsiny sombi-tadio!

Ry Neny,mamiko loatra ianao fa nana-lehibe ahy
Nitaiza sy nikolokolo ara.Batana ary ara-panahy
Ts vitan'izany ihany fa nibedibedy koa
Zay tsapako fa nahahendrihendry ahy moa

Tiako ianao ry Neniko
Zay no teny hosoratany peniko
Koa anio raha sitrakao!!
Tongava mifety eto anilako ianao

>>>> berthin aina(26/05/17)
===>hoan.I mama[maty taminy 27/04/14]
--------
Rohy:
1398 0
Hevitra mandeha
berthinaina ( 27/05/2017 06:39)
eeeee!!lasa any tsitako any zay reny malalako zay,
tenaaaa,tena tsy misy mahasolo azy na Rafozana na zoky vavy na rahavavin-Dreny
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 27/05/2017 06:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157