VOLANA (ikaloyna)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOLANA

VOLANA

Matromatro-doko
Malefaka fijery
Tomaratra misoko
Tsy mihatsohatso fa mieriery
Nefa dia tsy sasatra
mitazana, mitaratra
an'ireo very dia
sy lavitry ny tia
Io lay Volan-tsinana
anatin'ny ririnina

Ikaloyna
06/08/14
--------
Lien:
Catégorie : fiainana - Aingam-panahy
1033 2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : ikaloyna
Inséré par : vonynive
Date : 20/08/2014 07:33
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153