You are here: home > Vetso

NOFINOFY IHANY - ikaloyna

Azo vakiana?

... Dia indro ianao toa tazako : nanoroka ny tavako,
namafa ny tomaniko, namihina ny tratrako.
Kanefa hay tsy izy fa nofinofy ihany
ny hiranao vinakiko no nahatonga izany !

Ikaloyna
22/11/14

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : ikaloyna

Nampiditra : vonynive
Daty : 11/03/2015
Mpamangy : 1123
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Mamin'ity peniko
NY ANDROKO
ANY HO ANY
MBOLA HISAVA
VOLANTSIKA
MISY "AHY ANAO"
TSIARO
INY ZAZA INY
ORANA
EZAKA