You are here: home > Vetso

INY ZAZA INY - ikaloyna

Azo vakiana?

INY ZAZA INY

Iny zaza iny ...
toa anao ihany :
tsy nateraka hijaly ;
mba te hikarama tsara
sy hanana fiara
ary trano mijoala,
dia rehefa lehibe
hanambady manja be.
Saingy izay anjarany ?
- takona, tsy tazany.
Maika fa 'reo zony ?
- tsy sitrahany akory.

Ikaloyna Vony
12/14

Hevitra mandeha

hjravs (22/04/2015 10:25:05)

Angamba mbola tsy 'zay no anjarany....

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : ikaloyna

Nampiditra : vonynive
Daty : 11/03/2015
Mpamangy : 850
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Mamin'ity peniko
NY ANDROKO
ANY HO ANY
MBOLA HISAVA
VOLANTSIKA
NOFINOFY IHANY
MISY "AHY ANAO"
TSIARO
ORANA
EZAKA