VOLANTSIKA (ikaloyna)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Anaty volana ao :
misy masonao,
anaty masonao :
misy tara-bolana.

Anaty alina ao :
misy nofy anao,
anaty nofy anao :
misy alokao.

Ry Volana tsy foiko,
rakofy anao 'ty nofiko !

30/03/15
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1164 0
Hevitra mandeha
vonynive ( 31/03/2015 06:16)
manina anao !
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ikaloyna
Nampiditra : vonynive
Daty : 31/03/2015 06:11
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143