Tia anao sahady (Nalison Randrianaivo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia anao sahady

Ny foko raha vao teraka
Dia namelana malefaka
Niposaka tsy mora
Naka mamy tsy matsora

Ny foko raha vao nifoha
Dia nisokatra ho anao
Niandrandra zava-tsoa
Mba hitoeranao

Ny Foko raha vao nipetraka
Nitondra rivotra malefaka
Ny foko vao nandady
Dia tia anao sahady
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
701 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156