......... HAMONO TENA ......... (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
__Aleo ny tontoloko hangina
Fa voafitak'lay olon-tina
Mba niriana ho lasa andefomandry
Kay indrisy efa nisy nangatabady

__Aleo harapako avokoa ireto
Karazana vanja maneto
Koa ny afokasika ny hanombohako azy
Ary hofaranako aminy vato-briquet ts mivazivazy

__Aleo ho tapitra ny AikO manotolo
Mba higogogoan'ny Gasy ts vakivolo
Ary ts handatsany Dokotera ahy
Raha sanatria nisy nanavotra ka ts maty

__Aleo ary aho hivavaka farany
Fa ho taperin'ireto anio ny tantarany
Koa mifona aho ry Ray mpahary
Raha hamono tena fa mijaly

**************************.BerthiN AinA.**************************(aina be fitiavana)
033 45 708 50 / 034 39 191 63
Fb:BerthiN AinA(aina be fitiavana)
--------
Rohy:
1000 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 28/09/2016 06:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145