Izay olona izay (SANDRATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Olona iray nizarako hafaliana
no namafy rivo-pahoriana
izy on nizarako ny tsy ambarateloko
nefa izao fijaliana no nentiko

Izy no mba nantenaiko
raha misy manahirana ny saiko
no namptondra ahy ny mafy
ka namela ratra ato anaty

Mba hevero ihany anefa atao
diniho izay tenenina
fa tsy ho zakanao ny todin'izao
ka sao ianao ho kekeri'ny nenina
--------
Rohy:
Sokajy : Namana
1571 0
Hevitra mandeha
akamatiana ( 29/12/2005 03:44)
Tsara beuuhh!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : SANDRATRA
Nampiditra : mimi62
Daty : 28/12/2005 09:10
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014