You are here: home > Vetso

NANDALO DIA NISERANA - SANDRATRA

Azo vakiana?

Nandalo ny fiarahatsika
ilay hafanana no nivadika ho hatsiaka
nserana ka tsy tantiko
ka ndro soratako fa tsy haritro

ieo andro niainako teto an-tany
dia ny niarhaotaminao izany   nokoshako ho adinoina
ary noezahako ho vonoina

indrisy anefa fa tsy mety maty
fa vao mainka velona ato anaty
ireo andro feno mamy
izay nandalo sy niserana ihany






















































































































































































































































Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

ounjasou (29/06/2006 09:05:27)

Nandalo izy, de nisy, izay nyzava-dehibe, fa ny tsy nisy no mampalaelo

Hametraka hevitra

Midira aloha