LAVITRA ANAO - SANDRATRA
Azo vakiana?
Lavitra anao aho ry tiana
ka tsy mba misy fifaliana
ny androko maizina foana
satria tsy eto anao manoloana
Lavitra anao aho ry malala
ka mila ho adala
misento sy mitomany
toa miantso anao hatrany
ka asa ianao raha mba mahatsiaro ahy ihany
any an-tany lavitra any
na efa nanadino ny fisiako
ka tsy mahatsapa akory ny fijaliako
Hevitra mandeha
Kadoda (29/11/2006 07:42:06)
miady rima tsara kosa sady tafita ny hafatra, saingy lasa lava loatra ny syllabes @ andininy farany 1ere ligne.
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : SANDRATRA
Nampiditra : mimi62Daty : 27/11/2006
Mpamangy : 11252
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
AZA AVELA HANGASIASYANY MISY FO...
NY TENA FIAINANA
NY TENA FIAINANA
TOJO ANAO
IZAHO IRERY
TSARA TSO-DRANO
NANDALO DIA NISERANA
TIAVIKO MANGINA
MATOKIA