You are here: home > Vetso

TOJO ANAO - SANDRATRA

Azo vakiana?

Tojo anao aho ry tiana
sy ilay hany fahasambarako
ianao mantsy ilay niriana
mba hitantana ny tanako

Ka raha ny faniriako eto an-tany
dia ianao irery ihany
ianao irery mandrakizay
ary ny ahy rehefa izay dia izay



Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

handy (27/08/2007 12:59:43)

slt!jador!atolotro any ilay malalako zay qui sappel Tojo d tojo anazy toko za aloha e

mampikanto21 (09/01/2008 09:29:45)

NDRY hay v d tojo azy ihany kosa e! Fa hono kosa aloha e: io ihany v ilay notiavina mangina taloha sa hafa ihany? Ny valiny ve ? Asa sanatria mbola ho anakamantatra?

Hametraka hevitra

Midira aloha