You are here: home > Vetso

NY SISA ANAO - Ynovirahimam RANDRIAMALALA Ismaella et Elio

Ireny soratananao
Mbola ao hatraminin izao
Izay momba anao anefa
Efa voafafa tsisy tafa toetra

ny fahatsiarovana anao no mbola ao
fa raha ny foko efa tofoka sy lao
Ka aleo ho tantara ny amin tsika
Tsa asiko feony tsy asiko dika

Tsy ho levona raha ireny
Ilay tantara feno mistery
Ka aleo omena ny hafa
Ho sitranina manomboka eto ireo ratra

Hametraka hevitra

Midira aloha