You are here: home > Vetso

FITIAVAKO - R.N Randriii

Azo vakiana?

Ny fitiavako aloha
Dia anao hatrizao
Ny fitiavako mbola anao
Na ny vola na ny kitana anao

Masoandro vaovao
Volana mibaliaka anao
Lanitra sy tany
Novelenao mba ho ahy

Kilalaoko sa anao
No natakalonao izao
Fahasambaran tsika
Eny fitiavana ny anao

Hametraka hevitra

Midira aloha