Milla - R.N Randriii
Azo vakiana?
MILA NY
Aloaka ho lasa teny,
Aloaka ho lasa tranga,
Aloaka ho lasa seho.
Injany izy reko tsaika,
Injany izy reko safo,
Injany izy reko doana.
Te ho eo anilanao,
Te ho eo akaikinao,
Te ho eo ambavanao
.
Iriany mafy ny tianao,
Iriany mafy ny ekenao,
Iriany mafy ny anao.
Fitia milamina tsy maika,
Fitia milamina tsy lafo,
Fitia milamina tsy foana.
Sokajy :
Ahiahy, ahy, Aingam-panahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, fananarana, fiainana, Fianakaviana, Fifaliana, Fiononana, Fisarahana, Fitiavana, Hanina, Hatsikana, Kolontsaina, Malalaka, Namana, rindra, tantara, Tontolo iainana, vazivazy
Mombamomba
Mpanoratra : R.N Randriii
Nampiditra : mamy.nambinintsoaDaty : 13/05/2022
Mpamangy : 216
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NY TAKARIVAKOTOKAM-PO
NY FIFALIAKO SY FITIAVAKO
Indrisy mantsy ry kitana
NY SISA ANAO
HO TSININKO VE?
BARAINGO ?
FAHATSAPAKO
NY AMIKO SA NY AN'TOMPO
FITIAVAKO