Indrisy mantsy ry kitana - R.N Randriii
Azo vakiana?
Indrisy mantsy ry kitana
Avo tokoa mantsy ianao
Izay mitady andragotra
Maratra fotsiny tsotra izao
Indrisy mantsy lanitra
Nahoana no sembanin-drahona?
Rehefa nandinika aho
Sarotra tokoa ny hiantsampy ny kitanao
Maneke re ianao ry tany
Satria izay no anjaranao
Mila manaiky ny voarinao
Fa tsy izy no mpahary
Inoko fa tsapany izany
Fa io rahona sy kitana io
Ho dimbiasan ny masoandro ao aoriana ao
Hany ka ho kanto tokoa ny voary ny taninao
Sokajy :
Ady, Ahiahy, Aingam-panahy, Alahelo, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, Fampaherezana, fanantenana, fiainana, Fianakaviana, Fiononana, Fitiavana, Hambom-po, Malalaka, manokana, rindra, sitraka sy setriny, Tontolo iainana, vazivazy
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : R.N Randriii
Nampiditra : mamy.nambinintsoaDaty : 23/11/2018
Mpamangy : 953
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NY TAKARIVAKOTOKAM-PO
NY FIFALIAKO SY FITIAVAKO
NY SISA ANAO
HO TSININKO VE?
BARAINGO ?
FAHATSAPAKO
NY AMIKO SA NY AN'TOMPO
FITIAVAKO
Ny alaheloko eto izao