HO TSININKO VE? (R.N Randriii)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho tsiniko ve?Raha nifarana izao
Ekeko ianao fa tia ny ahy no tsy fantatrao
Safidiko ve ny nandao ka hamarana ny antsika?
Ka ho tsiniko ve?Raha hilaza fa niova ny aty foko

Adisoako ve?raha nilatsaka ny ranomasonao
Tena tsiniko ve izao rehtra izao
Malala ah!tiana ianao nanome fitia
Fa izaho mihitsy no ratsy!Nanome toky ninia

Raha nandratra anao by teniko
Ilay feon'ny fitiavako
Ho tsiniko ve?Ekeko marary ianao rahavako
Misitery ho ahy ny tsy aneken'ny foko anao
--------
Rohy:
1395 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01