Date : 10/01/2011 11:34
Visite : 5035
Poèmes: 69 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
ANDRINIAINA1
Lehilahy kristianina, teraka 01 Mai tany Fianarantsoa,mbola mpitovo(tsy manambady), malagasy ray sy reny, lehibe tany Fianarantsoa. Technicien de maintenance, nianatra tao amin'ny college Saint François Xavier Fianarantsoa.Ny fialamboly: ny mitsangatsangana, mihaino sy mihirahira, mikalokalo, mitendry(guitare),
Zavatra tiana: asa soratra: tononkalo, tantara...!mijery: tantara amin'ny fahita lavitra, fanadihadiana,sary miaina, vaovao...! Tia mifandray aman'olona ary mitovy avokoa ny fitondrana azy rehetra n'inona toetrany, fiaviany, fomba fijeriny na fiheviny. Tia mifanakalo hevitra sy manampy ny hafa.
Zavatra tsy tiana: ny fiatsaram-belatsihy sy ny fanararaotana ny hafa amin'ny ratsy n'inoninona antony! tsy mankasitraka ny fanavakavahana ihany koa n'inoninona antony.
"Tsy misy manana ny ampy, fa sambatra izay mifanampy!"
"Ny soa atao mampilamin-tsaina, fa ny ratsy atao: mampitebiteby ny vokany!"
"Tout est possible à celui qui croit! Rien n'est impossible avec Dieu!"
ireo no philosophie-n'ny mpanoratra. ANDRINIAINA1
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/andriniaina1