Insérer une photo Inséré par : voatsinampy
Date : 22/11/2016 12:48
Visite : 1680
Poèmes: 13 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
Insérer un poème

voatsinampy

renim-pianakaviana tokam-po, tokam-bady niteraka roa
tamin'ny faha mpitovo daholo no nahaforonako ny tononkaloko
fa izao dia tsy nahaforona intsony, asa na ilay tanleta tsy nampiasaina angamba dia nanjary tsy nitombo
mino aho fa rehefa mifanerasera aminny serasera dia hitrebona indray ireo izay tsy naniry
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/voatsinampy
Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144