Ny olon-droa (AHY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny olon-dro mifankatia,Nifanaiky hiara-dia,
Hiar-ho sambatra ho doria
Mahafinaritra erÿ
Ny olon-droa adaladala ,
Mifampihatsaravelatsihy,
Mifampiantso hoe malala,
De samy maka toky erÿ,fa hoe hiara-dïa,
Aza hatao kisangisangy ,
Sao de bikina vô dangy,
Fa mifankatiava ihany ,
Raha mbôla miaina eto a-ntany.
--------
Lien:
Catégorie :
fiainana