KOLIKOLY (ANDRY KANTO MENDRIKA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry Malagasy ambonyKolikoly ve? Tsy hisy intsony
Fa mbola mitoetra
Ary tsy voafetra
Izao no lazaiko
Ary hatsaraiko
Kolikoly tsy ilaiko
Tsy eken’ny saiko
Raha manam-pikasana
Ny kolikoly hialàna
Raha manam-pahendrena
Ny tanindrazanao jerena
Mahaiza mihaina tsara
Kolikoly ve? Dia tsara
Hajanony hatreo
Mampigadra eo no eo
Moa ve? Misy mahalala
Ny poeta tsy adala
Raha to tsy fantatrao
Hajanony dien’izao
--------
Lien:
Catégorie :
Fananarana