Alahelo (Anj'art Nantenayna)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa nahoana ianao ry tany.No mihoby sady mikorana.Moa mbola tsy tsapanao ihany.Fa ny foko ane ao anaty fitsapana.Moa tsy fantatrao ihany koa.Fa nitomany aho omaly hariva.Nitady aretim-po.Nigogogoko t@ feo somary iva.
Fa lavitra ahy lay tiako.Sady tokan'ny fitiavako.Lay faniriko.Lay voalohampitiavako
Nantenaina
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo