HO FAHATSIAROVANA AN'I RADO (endrika01)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Makina zany molotra
Mangidy sy mafaitra
Ny fo toa hiongotra
Maratra tata-jaitra



Mandre fa lasa ianao ry Rado
Mpanoratra malaza
Nandresy lahatra ireo bado
Hatraminay mbola zaza



Haram-bato mangatsiaka
No hany sisa hiatorahana
Ireo asa soratrao masiaka
No hitondra fanafahana


Mandria am-piadanana...
--------
Rohy:
Sokajy : Kolontsaina
1400 1
Hevitra mandeha
maeva74 ( 10/04/2009 17:15)
Mahafinaritra loatra lahy ny manoratra,"ny haingam- panahy mahazaka maniraka " tohizo fa tsara
maeva74 ( 10/04/2009 17:15)
Mahafinaritra loatra lahy ny manoratra,"ny haingam- panahy mahazaka maniraka " tohizo fa tsara
endrika01 ( 13/04/2009 12:31)
mahazaka maniraka tokoa,fa ndraindray lasa lavitra dia lavitra,ka tsy hay fefena!
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098