Sao ianao dia efa tsy tia ahy intsony. (Fiaritiana)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho avy aho...Ho avy hanasitrana
Ireo fery, tata-bitrana
Nandratra anao hatrizay.
...Kanefa kosa raha nisy
Olo-manam-bitana
Naka izany toerako!
Dia hiala aho moramora
Tsy hiditra handondona
Tsy hila ady akory
Aleoko maka saina
Mandinika ny antony
Sao ianao dia efa
TSY TIA AHY INTSONY...
fiaritiana
--------
Lien:
Catégorie :
Alahelo
Commentaires
johan
(
13/06/2006 10:59)
manao ahoana fiaritiana! mihamitombo talenta an!
tsara eh.
tsara eh.
fiaritiana
(
13/06/2006 18:09)
Sali Johan!!miezaka mampitombo e! fa tsy dé mitombo loatra!zay inrayu toi vao hita an! miandry anao ny tononkalo e