(I)ray sy (I)reny (honenantsoa)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa ireo anatra tsy avela ho rano raraka an-tany
Fa ireny fanilo mitaratra ny soa,
Ny nahitana masoandro no lakana
nitana,fady hitsipahan-doha
IRay nibedibedi-teny toa makarary
Fa hay fitiavana ho toha
Ny rotsa-kazo ihany koa fananarany
Fanitsiana mba ho olom-banona tokoa
Izy IReny nihafy ny hirifiry
nigoka rano tsy tiana
nanome aina mba ho any sombiniainy tiany...

: honenantsoa
--------
Lien:
479 2
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0123