Tiako ianao,(1) (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiko ianao,

Tiko ianao
Fa aoka alo ho amizao
Tena mamiko toko
Nefa makarary ando

Tiko loatra
Fa tsy afamanoatra
Tiko tena tiko
Endrey zato faniriko

Mamiko ianao
Nefa,endrey zato endrikao
Nanaitra ahy otrizany
Moa ve mba ho zakako ihany

Iriko ianao
Amin'zato bikanao
Fahalemenao no hontataraina
Resy a! Tsy manan-kolazaina

Tiko ianao
Tiko tsy sotrizao
Fa tena tiko toko
Fahavalo ny fo

(Ilay FANAMBY,tiko ianao, juin 2023)
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy - Fitiavana
533 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139