Izao tontolo izao (JAO Anjara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izao tontolo izao

Izao tontolo izao
Dia miserana ihany
Tsy azo hianteherana
Malama anie ny tany

Izao tontolo izao
Tsy ho anao mandrakizay
Koa aza dia mirehareha
Fa mbola hoavy ny andro iray

Izao tontolo izao
Tsy natao ho fanamperana
Mora rava sy mikoro
Mandalo sy miserana

Izao tontolo izao
Dia tany fandalovana
Ny marina no ambarao
Fihavanana tandrovana

JAO anjara
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
1142 1
Commentaires
JAOANJARA ( 14/04/2015 10:24)
Hmmmm!
JAOANJARA ( 14/04/2015 10:24)
Hmmmm!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : JAO Anjara
Inséré par : JAOANJARA
Date : 14/04/2015 10:24
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146