Ny lasako (JAO Anjara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha nandinika ny lasako rehetra aho
dia nahita fa fitiavana daholo
izay rehetra nataoko nomeko anao
dia tia tamin’ny foko manontolo
nefa ireny nodianao tsy hita
dia nalavirinao ho tsy nisy
saingy izaho niaina izany
dia mijaly anaty any
ka nahavitako nanonona tsy nahy
hoe: tahak’izay, naleoko lahy......
--------
Lien:
Catégorie : embona
1124 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : JAO Anjara
Inséré par : JAOANJARA
Date : 07/05/2015 10:26
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146