Misy ranomaso ao am-po (Jean-Joseph Rabearivelo)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy ranomaso ato am-poko
Toy ny fisian'ny orana eny am-bohitra
Inona re izato alahelohelo
Maninteraka ao am-poko ?

O, ry feo malemin'ny ranonorana
Ety an-tany sy ery an-tafo
Ho an'ny fo valabalaka
Ô ry hiran'ny ranonorana

Misy ranomaso tsy misy antony
Ato am-po efa leony ato
Ndre ! Nisy fitapitaka inona ?
Sa fisaonan-tsy misy antony

Fahoriana koa raha fahoriana
Izany tsy hahalala kely akory
Tsy fitia, tsy halavolo
Nefa ny ao am-po : fahoriana

Tononkalon'i Paul Verlaine, nadikan'i Jean-Joseph Rabearivelo t@ teny Malagasy
===================

Il pleure dans mon cœur
Comme il pleut sur la ville ;
Quelle est cette langueur
Qui pénètre mon coeur ?

Ô bruit doux de la pluie
Par terre et sur les toits !
Pour un coeur qui s’ennuie,
Ô le chant de la pluie !

Il pleure sans raison
Dans ce coeur qui s’écoeure.
Quoi ! nulle trahison ?…
Ce deuil est sans raison.

C’est bien la pire peine
De ne savoir pourquoi
Sans amour et sans haine
Mon coeur a tant de peine !

Paul Verlaine
Romances sans paroles (1874)
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
25 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.01