Raha manoratra (Karako)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha manoratra ianao fa misy vetsom-po mandaloTianao horafetina,
ka ho lasa tononkalo
Dia aza atao alasafay fa tandrovy ny tsipelina.
Ny asasoratra mitoetra fa tsy mandalo na mihelina !
Raharijaona Haja
2024-12-04
--------
Lien: