mbola ho avy (lain's rakoto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
eny antsefan-drahona enymisy taratra ankiray
hita mitsolopilopy
manantena fa hanazava
toa tsy kivy fa miezaka
miezaka manopy
manopy fahazavana
--------
Lien: