Nofy (lain's rakoto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Toa zary nofy sisa Ilay fiainan_tsika ROA
Ilay mpifankatia kely
Lasa dada sy neny
Toa tantara sisa
Ianao Matokisa
Mbola ho averin_tsika
Ilay revy paradisa
Nofy an'alin_kisa
Nofy Toa tsy nofy
Nofy Toa tanteraka
Dia Lasa hoe niteraka
Nofy tena nisy
Nofinofy no tanteraka
Nifanolotra peratra
Nofy ihany izany
Fa misy eto an_tany
Nofy iray no Lasa ROA
Ilay ROA no Lasa iray
Voady mandrakizay no hitambatra mandrakizay
--------
Lien: