sary (lamour)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny tsikin'itsy felanany siokan'itsy vorona
ny kalon'itsy ravina
mampita anatiko ao
'lay sarinao nandalo
ny erika mifafy
ny varatra mitroatra
ny onja misafoto
mampita anatiko ao
'lay sarinao tomany
ny volana etsy ambony
ny kintan'alinkisa
ny rahona botsiaka
mampita vaovao
dia 'lay sarinao
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana