tiako loatra (manantena)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako loatra ianao
No mamiko tokoa
Ny bika sy endrikao
Meva sady soa

Tena kanto ianao
No lafatra indrindra
Tsy misy toa anao
F'ianao no tiako indrindra

Na ho ory na ho sambatra
Na faly na tomany
Ny foko tsy hiambatra
F'ianao hatrany hatrany

K'aza ampijaliana
Ity izaho mitoloko
Ka raiso re ry tiana
Ny fitiavana ato am-poko

Fa ho atolotro ho anao
Izay sitrakao rehetra
Ka inona lazao
F'omeko tsisy fetra
--------
Lien:
Catégorie : Hanina - embona - Alahelo
2786 0
Commentaires
rojosalohy ( 30/01/2009 12:40)
Fa resim-pitiavana be ianao an!aza ampihantaina hoe omena izay tiany rehetra izy fa rehefa tsy omenao azy izay ilainy rahatrizay, ho ratrainy ny fonao!
rojosalohy ( 30/01/2009 12:53)
Fa resim-pitiavana be ianao an!aza ampihantaina hoe omena izay tiany rehetra izy fa rehefa tsy omenao azy izay ilainy rahatrizay, ho ratrainy ny fonao!
katiaa ( 03/12/2009 20:39)
tsisy fetra ...
ttita ( 07/12/2009 16:18)
sambatra ze iantefan izany teny mamy zany any e? hihihihihihihi
katiaa ( 07/12/2009 19:47)
iee :-)
ttita ( 08/12/2009 15:40)
zany an milay zany !!! ary mba izarao izahay e !!!!!!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139