Madagasikarako....... (Ny Ami)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Madagasikara anao fa izaho no tena tiahoy ilay vahiny;
Efa tiko io hatrin'ny ela ary mandrak' ankehitriny,
Izaho no tena tia fa ianareo dia mpanajary,
Koa voleo tsara izany taniko handreseko ny mosary,
Aza mety harebireby fa miasa ianareo mafy,
Manapara aina mitsy aza misy miafiafy.
De io tokoa Ramalagasy fa mifofotra mitrongy
Tsy mba ao antsainy akory ny fampiasany toy ny omby
De tsy mba miezaka manakatra fa miady an-trano lava
Tsy misy filaminana fa miaina anaty tabataba.....
Ny Ami
--------
Lien:
Catégorie :
tantara - Ahiahy - Fiaraha-monina - embona - Tanindrazana - Eritreritra mandalo - Alahelo - fiainana - Aingam-panahy