Ampidiro aloha ny tenimiafina
voafafa (Voafafa)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Cette oeuvre a été enlevée du site suite à une contestation de droit.
Si vous voulez visiter d'autres poètes Cliquer ici
--------
Lien:
Fans:
AZTECA
Commentaires
hery
(
05/05/2022 20:16)
Hay ity ilay tononkalo notadiavinao?
Tamin'ny fahafatesan'ny zanak'i Rado angamba e?
Tamin'ny fahafatesan'ny zanak'i Rado angamba e?
AZTECA
(
06/05/2022 05:51)
Eny, io mihitsy ilay izy, tononkalo nosoratany ny volana Janoary 1976. Dia nandeha nitety tranom-boky aho nikaroka azy dia hitako ihany, ary zaraiko eto. Boky nivoaka ny taona 1989 ary nampitondrainy ny lohateny hoe ZO no nahitako azy. Eo ambanin'ilay lohateny hoe "Tsy voasolo" io nasiany fanamarihana anaty fononteny hoe "ho fahatsiarovana ny namoizany ny zafikeliny" .....
azteca
(
02/05/2023 05:56)
Misaotra sy mankasitraka an'Ikalamako niantsa ilay tononkalo, tsarabe
ikalamako
(
02/05/2023 20:51)
tsy ho mira lenta amin'ny nataon'ny andrarezina mihitsy aloha ny vita. Kanefa kanto loatra ka dia noezahana e. Misaotra nizara azy teto fa manaiky ihany aho fa mbola maromaro ny sanganasan'i Rado tsy haiko. Nefa dia ananako ato an-trano io "Zo" ... ndriiiii
