Ampidiro aloha ny tenimiafina
voafafa (Voafafa)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Cette oeuvre a été enlevée du site suite à une contestation de droit.
Si vous voulez visiter d'autres poètes Cliquer ici
--------
Lien:
Fans:
MAZ RAMANA - TononkaloNM - miangalyrakoto76 - hery - raims randriamalala - hrzhng - narwinra818 - narindraniaina16 - tohi.construct - Andry Njila - famoha - rasamoelina rakotomamonjy - antsa2016 - tsivoha - harisoa14 - mpandresy - zakilinina - ZoRajoela - Rainilezo - andreasr
Commentaires
dodo
(
12/01/2007 14:43)
20/20
volana1
(
19/06/2007 14:32)
fiainana izany r'ireto an ! nefa dia misy, ny mpanoratra koa dia tsy lazaina intsony fa mahay e ! raitra !
fidele
(
14/02/2008 08:13)
mampihetsi-po ny fahaizan'ny mpanoratra.mankasitraka tanteraka
matsatsa
(
20/05/2008 19:48)
kanto loatra fa aza voany
walte
(
04/10/2010 06:32)
Crise daholo izany eh!!!!
Imam3
(
11/02/2015 14:12)
Ho an'ireo manao "davansy" amin'ny karama aloha de tena marina tokoa. nefa io davansy io dia anisan'ny mampiodina ny banky sy mampanankarena ny mpanefoefo
rasamoelina rakotomamonjy
(
12/05/2016 10:43)
... tena mahay ny Mpanoratra! hainy ny mampiseho ny adin-tsaina mavesatra sy fihetsehampo mamaivay an'ireo Ray aman-dReny Malagasy tsy mitaraina tana-miepaka miatrika izao fahantrana novolena mba haharitra eto Madagasikara izao...
narwinra818
(
30/08/2018 08:40)
mahonena ny misaina izany
hrzhng
(
19/07/2019 12:27)
Rado anisan'ireo Mpanoratra Malagasy tena mahay. Ny mampiavaka azy amiko dia ny fampiasany voambolana tsotra anefa mirafitra tsara be dia lasa kanto tokoa. Tsy dia mampiasa sarin-teny be loatra izy hany ka mora azo avokoa ny tiany ambara.....Indrisy tsy mba nanana fahafahana nitafatafa taminy fony fahavelony..
raims randriamalala
(
29/07/2019 14:15)
TIAKO BE KOSA ILAY VOLA 70 SISA AN-TANANA a! hafa ihany ho i Rado e
