Fitia tsy tanteraka (RAKOTOMALALA Jean.chris)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia vitanao ve
ny nanosy ny fitiavako
Tsy fantanao ange
Ny any valimbavako

Izao anefa tsy itaraina
Na koa hoe hitomany
Fa ny any mampiferin'aina
Dia ny nataonao tamin'izany

Izao koa tsy hiantso tody
Fa izao dia mbola tia anao
Fa isika mbola ho ody
Hifankahita indray izao sy ianao .

Izay ary ny diampeniko
Dia ho faranako ny peniko
Fa ny ato ampoko tsy afeniko
Fa vevavy ny ahy no reniko
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1969 0
Commentaires
bileda ( 23/03/2006 07:50)
Tsara ery ilay tononkalo. Saingy indro kely : mila fanitsiana kely fotsiny ny tsipelina sasany. Aza tezitra an. Fanatsarana zavatra izany Jean Chris a.
bileda ( 23/03/2006 07:56)
Tsara ery ilay tononkalo. Saingy indro kely : mila fanitsiana kely fotsiny ny tsipelina sasany. Aza tezitra an. Fanatsarana zavatra izany Jean Chris a.
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015