ianao (RAKOTOMALALA Jean.chris)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy nampoiziko ho ianao No nahavita raha ka raha toy izao
Malaelo ny foko ka lasa toloko
Ianao ilay notiaviko nomeko ny mamy ,ianao ilay notiaviko
ianao ilay arena tokako eto an_tany
tiako foana ianao na dia izany aza
aza matahotra koa fa izao tsy anadino anao mandrakizay
tiako ianao ka matokisa
tiako ianao tena tiako
tiako ka ho vadiako
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana