izao sy ianao (RAKOTOMALALA Jean.chris)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iza sy anao ilay mpifankatia hatramin'ny kely no makatia
manaiky aho ankehotriny
fa ianao ilay masoandro ny fianinako
mino koa ankehitriny
fa enao ilay tsy manantsiny
ianao koa ilay nantena efa ela
tsy ho jamba intsony aho mahita anao
fa ianao ilay masoandro mamiratra
izay manazava ny aty foko
ianao ihany koa ilay kintakely
fijeriko isan'andro
itako ianao mamiratra mibalika
ilay endrikao madio
mampietana ny foko
ilay fofonao toa voanio
mampandefa ilay toloko
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana