Njely (RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tovovavy tena sariaka Mahate ho tia ianao ry Njely
Tsy mety ho afaka ato an-tsaiko
Lay endrikao tsara
Indrisy!
Lay elanelantany manasaraka
Tsy hahitako lay endrika anjely
Izay efa nisainiko
Ho tantara
Miangatra ny fiainana
Raha izany no miseho
Hiafiko ihany anefa
Mandrampahoviana ?
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
fenobe3