An'iza (ranaivoharijaona rado liantsoa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
An' iza ny tany ?An'ny fatin'ireo olombelona?
An'ireo maty mitsangan-ko velona?
Ny fatin'ny velona ho vovoka ihany
Dia vovoka koa ny fisainany lany
K' an'iza ny tany?
Ny marina tsotra azo ambara dia izao
Vovoka ianao
K'an'iza ny tany ?
Mba fakafakao
--------
Lien:
Catégorie :
Fahafatesana
Fans:
mitsoa
Commentaires
sonwin
(
20/04/2005 11:45)
ary an'iza ny masoandro?