Ary ianao (ranaivoharijaona rado liantsoa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ary ianao'Lay topin'ny fijeriko
No mainka nampahery
'Lay vaikan'ny fitia
Nohezahako nahery
Fa mikiry hanara-dia
Sisa nahatazona ity foko angamba hoy aho
Ny tsy fahalalako anao
Fa iza kay ianao e !?
--------
Lien:
Catégorie :
FITIAVANA